Hiverina indray (Laurin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatr'izay ry Ray,
Ianao mitsinjo,miaro ny Zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay izahay
Fa nanarinao hiverin'ambalanao

*Ny fahotana trhvssu vitan'ireo razanay
Tsy narahinay,tsy esbhqg nahasoa anay
Ny adalana ho arianay f'efa fay,tena fay
Ka aleonay manaradia an'i Ray

Ny rà nalatsak'i JESOSY tononkira.serasera.org be fitia
No cnjymxe nahavoavela ny fahotako sy ny anao
Paradisa tena soa no miandry anao any ho any
Ka dieny izao dia tapaho ny hevitrao

Ref:
Hatr'izay ry Ray mpahary anay
Ianao mitsinjo,miharo ny zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay
Fa nanarinao hiverina ambalanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Laurin
Visites : 1963
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : laurinyan1
Date : 07/04/2017 13:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318