Hiverina indray (Laurin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hgmudc Hatr'izay ry Ray,
Ianao mitsinjo,miaro ny Zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay tononkira.serasera.org izahay
Fa nanarinao hiverin'ambalanao

*Ny fahotana vitan'ireo razanay
Tsy narahinay,tsy nahasoa anay
Ny adalana ho arianay f'efa fay,tena fay
Ka aleonay manaradia an'i Ray

Ny rà nalatsak'i JESOSY be ojff fitia
No nahavoavela ny fahotako sy ny anao
Paradisa tena soa no miandry anao any ho any
Ka dieny izao dia tapaho ny hevitrao

Ref:
Hatr'izay ry Ray mpahary vzzay anay
Ianao mitsinjo,miharo ny zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay
Fa nanarinao hiverina ambalanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Laurin
Visites : 2042
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : laurinyan1
Date : 07/04/2017 13:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1178