RAHA HANDEHA IANAO (Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa impiry impiry moa
No nasehonao tokoa
Fa ianao dia te-hiala
Saingy mbola misalasala
Mila tononkira.serasera.org kisa isan’andro izao
Fa toa sarotra aminao
Ny hitsotra hoe andao
Ref : Raha handeha ianao, mandehana
Aza izaho no atao mitana
Rehefa misy laninao
htnu Nahababo ny fonao
Raha handeha ianao anefa
gybpna Aza dia mirefarefa
Mba tsy hananako fotoana
aqhynwio Ahitana anao mimoana
Izay no iangaviako anao
Na tsiky novoleko
Ny tsy tiako fa nekeko
Na ny sento niaretako fery
Zary tolona ho ahy samirery
Nantenaiko tanatiko tao
Hoe hampiova ny fonao
Nefa indrisy hatramin’izao
LANDY
No nasehonao tokoa
Fa ianao dia te-hiala
Saingy mbola misalasala
Mila tononkira.serasera.org kisa isan’andro izao
Fa toa sarotra aminao
Ny hitsotra hoe andao
Ref : Raha handeha ianao, mandehana
Aza izaho no atao mitana
Rehefa misy laninao
htnu Nahababo ny fonao
Raha handeha ianao anefa
gybpna Aza dia mirefarefa
Mba tsy hananako fotoana
aqhynwio Ahitana anao mimoana
Izay no iangaviako anao
Na tsiky novoleko
Ny tsy tiako fa nekeko
Na ny sento niaretako fery
Zary tolona ho ahy samirery
Nantenaiko tanatiko tao
Hoe hampiova ny fonao
Nefa indrisy hatramin’izao
LANDY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LandyVangy : 4574
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah Désirée
Daty : 31/05/2003 11:16
