Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIFALIA IANAO (KTLM Serafima Tanakidy Manakara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Mifalia ianao, manandrata feo.
F'efa velona, ilay jvbpot tomponao.
Mifalia ianao, mandrata feo.
F'efa velona, velona, nitsangana ny tomponao.
.
RF. Mifalia sy miravoa ô ry namako ô.
Fa tafantsangana tokoa ilay Jesosinao.
Aelezo re! Ambarao! Ireo zay tsy nandre.
Ambarao ffpmcuu fa velona ny tomponao.
.
II. Miova ianao, tononkira.serasera.org fa Jesosinao.
Ilay nohomboana, tafatsangana.
Ka hiakatra any an-danitra.
Ka hitsara anao, nataonao tan-tany.
Ety tsarainy ery.
.
Nb: I x2, RFx2, gnyb II x2
F'efa velona, ilay jvbpot tomponao.
Mifalia ianao, mandrata feo.
F'efa velona, velona, nitsangana ny tomponao.
.
RF. Mifalia sy miravoa ô ry namako ô.
Fa tafantsangana tokoa ilay Jesosinao.
Aelezo re! Ambarao! Ireo zay tsy nandre.
Ambarao ffpmcuu fa velona ny tomponao.
.
II. Miova ianao, tononkira.serasera.org fa Jesosinao.
Ilay nohomboana, tafatsangana.
Ka hiakatra any an-danitra.
Ka hitsara anao, nataonao tan-tany.
Ety tsarainy ery.
.
Nb: I x2, RFx2, gnyb II x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Serafima Tanakidy ManakaraVangy : 1355
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jar7898
Daty : 11/01/2016 14:25
