MIFALIA IANAO (KTLM Serafima Tanakidy Manakara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Mifalia ianao, manandrata feo.
F'efa velona, ilay tomponao.
Mifalia ianao, mandrata feo.
F'efa velona, velona, nitsangana ny tomponao.
.
RF. Mifalia sy miravoa ô ry namako ô.
Fa tafantsangana tokoa ilay Jesosinao.
Aelezo re! Ambarao! Ireo zay tsy nandre.
Ambarao fa velona ny tomponao.
.
II. Miova ianao, fa Jesosinao.
Ilay nohomboana, tafatsangana.
Ka hiakatra any an-danitra.
Ka hitsara anao, nataonao tan-tany.
Ety tsarainy ery.
.
Nb: I x2, RFx2, II x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KTLM Serafima Tanakidy Manakara
Hits : 1085
Likes : 1 Like
Created by : Jar7898
Date : 11/01/2016 14:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0814