MIFALIA IANAO (KTLM Serafima Tanakidy Manakara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. ionxzbcs tononkira.serasera.org Mifalia ianao, manandrata feo.
F'efa velona, ilay tomponao.
Mifalia ianao, mandrata feo.
F'efa velona, velona, nitsangana ny tomponao.
.
RF. Mifalia sy miravoa ô ry namako ykxtpj ô.
Fa tafantsangana cijoebf tokoa ilay Jesosinao.
Aelezo re! Ambarao! Ireo zay tsy nandre.
Ambarao fa velona ny tomponao.
.
II. Miova ianao, fa Jesosinao.
Ilay nohomboana, tafatsangana.
Ka hiakatra any an-danitra.
Ka hitsara anao, nataonao tan-tany.
Ety tsarainy ery.
.
Nb: I x2, RFx2, II x2
F'efa velona, ilay tomponao.
Mifalia ianao, mandrata feo.
F'efa velona, velona, nitsangana ny tomponao.
.
RF. Mifalia sy miravoa ô ry namako ykxtpj ô.
Fa tafantsangana cijoebf tokoa ilay Jesosinao.
Aelezo re! Ambarao! Ireo zay tsy nandre.
Ambarao fa velona ny tomponao.
.
II. Miova ianao, fa Jesosinao.
Ilay nohomboana, tafatsangana.
Ka hiakatra any an-danitra.
Ka hitsara anao, nataonao tan-tany.
Ety tsarainy ery.
.
Nb: I x2, RFx2, II x2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Serafima Tanakidy ManakaraVisites : 1332
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Jar7898
Date : 11/01/2016 14:25
