FITAHIANA (KTLM Serafima Tanakidy Manakara)

Fitahiana nomenao anay
Fantatrao gne momba anay
Gne faniriako tanterahinao
Gne fangatahako da nomenao

Fiv: Iza no hatakaloko Anao
Iza gne hasoloko Anao
TsTsiky dia ampyisy e! tsisy e!
Tsisy da tsisy marô

Misaotra Anao sarô Jesosy
Gne fitahianao da midodosy
Iaho avao gne vorokosy
Da tsisy gne mavita an'io ô

Fiv:

AC: ANDRIANANTENAINA Christor

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KTLM Serafima Tanakidy Manakara
Mpamaky : 553
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Sant62
Tamin'ny : 23/07/2015 16:00:01
ID : 7600

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo