You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

KTLM Serafima Tanakidy Manakara

1626

Nampiditra : Sant62
Tamin'ny : 23/07/2015 15:47:50

Mombamomba :
Kristiana Tanora Loterana Malagasy Serafima Tanakidy Manakara, ao @ FLM Tanakidy Manakara. Niorina tamin'ny taona 1993. Mitory ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra! FANEVA: " ...ianareo no fanasin'ny tany, fa ra ny fanasina no tonga matsatso inona indray no hahasira azy?" Matio 5:13a

Hametraka hevitra

Midira aloha