Firaisankina iray (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firaisankina iray e,
Isika rehetra izao,
Firaisankina iray e,
Tsy hifandao,
Firaisankina iray e,
Fanahy vaovao,
Hiara-hanorona ity fiangonana ity e !

Na izaho na ianao samy tompony avokoa e,
Ho tahian-janahary ho ambinin-java-tsoa e,
Hiara hientana hanangana trano vaovao ô !
ho lova fananan'ny dimby sy fara e e e !
Hiara hientana hanangana trano vaovao ô !
Ho lova fananan'ny dimby sy fara e e e !

Firaisankina iray e,
Isika rehetra izao,
Firaisankina iray e,
Tsy hifandao,
Firaisankina iray e,
Fanahy vaovao,
Hiara-hanorona ity fiangonana ity e !

Hifanampy hifanohana sy hifanasoa e,
Iray saina sy fo miramirana tokoa e,
Hiara hientana hanangana trano vaovao ô !
Ho lova fananan'ny dimby sy fara e e e !
Hiara hientana hanangana trano vaovao ô !
Ho lova fananan'ny dimby sy fara e e e !

Firaisankina iray e,
Isika rehetra izao,
Firaisankina iray e,
Tsy hifandao,
Firaisankina iray e,
Fanahy vaovao,
Hiara-hanorona ity fiangonana ity e !
Hiara-hanorona ity fiangonana ity e !

Premier voix:
Hiaraka ampifaliana,
Fitiavama no hitafiana
Ny lolompo dia hariana
Ny adiady fadiana,
Fahasoavana irina,
Tokana ihany ny vina
Avy amin’ny Ray itokiana
Lovan’ny ankizy ao Ariana

Deuxieme voix et troisieme voix :
Mifampitantana, mifanome tànana
ho an'ilay, ho an'ilay Fiangonana

Mifampitantana, mifanome tànana
ho an'ilay, ho an'ilay Fiangonana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Firaisankina Antsirabe
Vangy : 640
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 28/06/2023 10:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1318