Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara antoka (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And. 1:
Tsy mba manan-kianteherana
aho Jeso raha eto an-tany
Fa mijaly sy mahantra aho tononkira.serasera.org
vonton-tomany o!
Soa fa mbola eo Ianao,
Ilay hany sisa mba tia ahy
Nanome toky hiara-dàlana
amiko mandrakizay
Isan-andininy:
Izaho mino anao
n'aiza re no misy ahy
vkuv Satria tsy mandao
ahy ianao raha mbola ety
dhdu Fa tena mahatsara ahy
ny akaikinao ry Jeso tia
Tebiteby, ahiahy ho foana:
TSARA ANTOKA AHO
And. 2:
Fantatro fa ny eto an-tany
dia miserana, mandalo
Toy ny voninkazo
mora lo sy malazo o!
Fa ny manana Anao
dia tsy ho faty rahatr'izay
Fa nanomananao
fiainan-kafa: paradisa soa
Isan-andininy:
Izaho mino anao
n'aiza re no misy ahy
Satria tsy mandao
ahy ianao raha mbola ety
gzhxpc Fa tena mahatsara ahy
ny akaikinao ry Jeso tia
Tebiteby, ahiahy ho foana:
TSARA ANTOKA AHO
Tsy mba manan-kianteherana
aho Jeso raha eto an-tany
Fa mijaly sy mahantra aho tononkira.serasera.org
vonton-tomany o!
Soa fa mbola eo Ianao,
Ilay hany sisa mba tia ahy
Nanome toky hiara-dàlana
amiko mandrakizay
Isan-andininy:
Izaho mino anao
n'aiza re no misy ahy
vkuv Satria tsy mandao
ahy ianao raha mbola ety
dhdu Fa tena mahatsara ahy
ny akaikinao ry Jeso tia
Tebiteby, ahiahy ho foana:
TSARA ANTOKA AHO
And. 2:
Fantatro fa ny eto an-tany
dia miserana, mandalo
Toy ny voninkazo
mora lo sy malazo o!
Fa ny manana Anao
dia tsy ho faty rahatr'izay
Fa nanomananao
fiainan-kafa: paradisa soa
Isan-andininy:
Izaho mino anao
n'aiza re no misy ahy
Satria tsy mandao
ahy ianao raha mbola ety
gzhxpc Fa tena mahatsara ahy
ny akaikinao ry Jeso tia
Tebiteby, ahiahy ho foana:
TSARA ANTOKA AHO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 855
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 12/11/2024 20:21
