Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Tompo Tsara (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Dia bevcbe nitondra ahy ho any lgwrwvqu amin'ny malalaka Izy; namonjy ahy Izy, satria tiany aho."- 2Samoela 22:20
-Ry Tompo Tsara-
And1:
Ry Tompo Tsara, indro anio
No hanavaozako ny muwgmbww fanekeko hanoa
Tsy mba an-tery, na koa tsy nahy
Fa resy lahatry ny fitiavanao
Fiv:
Ny fatotr'ota, izay nahavoa
Endrey fa novahana, fa tsy nahasoa
Ny faniriako, raha sitrakao
Ny mba hitoerako eo an-tratranao
And2:
Tsaroako tononkira.serasera.org anio ny holatrao
Lay maripamantarana amy tànanao
Fa efa vita ny asanao
Ho famonjena ny fanahy tsy ho very
KORAITA 2017
-Ry Tompo Tsara-
And1:
Ry Tompo Tsara, indro anio
No hanavaozako ny muwgmbww fanekeko hanoa
Tsy mba an-tery, na koa tsy nahy
Fa resy lahatry ny fitiavanao
Fiv:
Ny fatotr'ota, izay nahavoa
Endrey fa novahana, fa tsy nahasoa
Ny faniriako, raha sitrakao
Ny mba hitoerako eo an-tratranao
And2:
Tsaroako tononkira.serasera.org anio ny holatrao
Lay maripamantarana amy tànanao
Fa efa vita ny asanao
Ho famonjena ny fanahy tsy ho very
KORAITA 2017
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 233
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 14/09/2025 12:34
