Ry fanahy mahery (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ry Fanahy mahery, mila Anao jftx 'zahay
Enga anie tsy ho very 'reo nantenainay
Satria
Lalana mideza no lalovanay
ety ka
Enga anie hateza ny finoana
And 2:
Taona maro lasa nitadiavan-tsoa
Tena mafy ribwojpu ny asa nefa tsy nahasoa
Soa ihany
Teo Ianao Fanahy, tena namana fkfmp
tsy mandao
Aza avela ho lao 'zay hanananay
And 3:
Raha ho avy ny andro tononkira.serasera.org hilana ety
Ka tsy maintsy hihaona Aminao 'zahay
Ka eny
Ampiomano hateza ny finoanay
satria
Izy irery ihany no mba antoka
Ry Fanahy mahery, mila Anao jftx 'zahay
Enga anie tsy ho very 'reo nantenainay
Satria
Lalana mideza no lalovanay
ety ka
Enga anie hateza ny finoana
And 2:
Taona maro lasa nitadiavan-tsoa
Tena mafy ribwojpu ny asa nefa tsy nahasoa
Soa ihany
Teo Ianao Fanahy, tena namana fkfmp
tsy mandao
Aza avela ho lao 'zay hanananay
And 3:
Raha ho avy ny andro tononkira.serasera.org hilana ety
Ka tsy maintsy hihaona Aminao 'zahay
Ka eny
Ampiomano hateza ny finoanay
satria
Izy irery ihany no mba antoka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 12/11/2024 20:33
