Ry fanahy mahery (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ry Fanahy mahery, mila Anao 'zahay
Enga anie tsy ho very 'reo nantenainay
Satria
Lalana mideza no lalovanay
ety ka
Enga anie hateza ny finoana
And 2:
Taona maro lasa nitadiavan-tsoa
Tena mafy ny asa nefa tsy nahasoa
Soa ihany
Teo Ianao Fanahy, tena namana
tsy mandao
Aza tononkira.serasera.org avela ho lao 'zay hanananay
And 3:
Raha ho avy kajslupg ny andro hilana ety
Ka tsy maintsy hihaona Aminao 'zahay
Ka gqffar eny
Ampiomano hateza ny finoanay
satria
Izy irery ihany no mba antoka rlxhan
Ry Fanahy mahery, mila Anao 'zahay
Enga anie tsy ho very 'reo nantenainay
Satria
Lalana mideza no lalovanay
ety ka
Enga anie hateza ny finoana
And 2:
Taona maro lasa nitadiavan-tsoa
Tena mafy ny asa nefa tsy nahasoa
Soa ihany
Teo Ianao Fanahy, tena namana
tsy mandao
Aza tononkira.serasera.org avela ho lao 'zay hanananay
And 3:
Raha ho avy kajslupg ny andro hilana ety
Ka tsy maintsy hihaona Aminao 'zahay
Ka gqffar eny
Ampiomano hateza ny finoanay
satria
Izy irery ihany no mba antoka rlxhan
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 575
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 12/11/2024 20:33
