Ry fanahy mahery (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ry Fanahy mahery, mila Anao 'zahay
Enga anie tsy ho very 'reo nantenainay
Satria
Lalana mideza no lalovanay
ety ka
Enga anie hateza ny finoana
And 2:
Taona maro lasa nitadiavan-tsoa
Tena mafy ny asa nefa tsy nahasoa
Soa ihany
Teo Ianao Fanahy, tena namana
tsy mandao
Aza avela ho lao uhsnset 'zay hanananay
And 3:
Raha ho avy ny andro tononkira.serasera.org hilana ety
Ka tsy maintsy hihaona Aminao 'zahay
Ka eny
Ampiomano hateza ny finoanay
satria
Izy irery ihany no febivf yrzj mba antoka
Ry Fanahy mahery, mila Anao 'zahay
Enga anie tsy ho very 'reo nantenainay
Satria
Lalana mideza no lalovanay
ety ka
Enga anie hateza ny finoana
And 2:
Taona maro lasa nitadiavan-tsoa
Tena mafy ny asa nefa tsy nahasoa
Soa ihany
Teo Ianao Fanahy, tena namana
tsy mandao
Aza avela ho lao uhsnset 'zay hanananay
And 3:
Raha ho avy ny andro tononkira.serasera.org hilana ety
Ka tsy maintsy hihaona Aminao 'zahay
Ka eny
Ampiomano hateza ny finoanay
satria
Izy irery ihany no febivf yrzj mba antoka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 576
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 12/11/2024 20:33
