Rehefa tsy ianao dia iza indray (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Misy amintsika mialangalana
Rehefa voatendry hanao asa iray
Mandà avy hatrany, aleo amaray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Fiv :
Ataovy ampitiavana
Fa aza atao adidy
Ny fanompoana
Tsy tononkira.serasera.org tokony hahakivy
Raha toa ka mandà byamtm vlnifecj ianao
Ny hanao asa iray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 2:
Misy voatendry hamaky teny
Dia mody fanina manilika ombieny
Ekeo fa asa gkjo io, napetraky ny Ray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 3:
Misy voatendry hivavaka ihany koa
Mangatak'andro, manao hoe aoka aloha
Tena sahy mamaly milaza tsy mahay
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Koraita 2016
Misy amintsika mialangalana
Rehefa voatendry hanao asa iray
Mandà avy hatrany, aleo amaray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Fiv :
Ataovy ampitiavana
Fa aza atao adidy
Ny fanompoana
Tsy tononkira.serasera.org tokony hahakivy
Raha toa ka mandà byamtm vlnifecj ianao
Ny hanao asa iray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 2:
Misy voatendry hamaky teny
Dia mody fanina manilika ombieny
Ekeo fa asa gkjo io, napetraky ny Ray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 3:
Misy voatendry hivavaka ihany koa
Mangatak'andro, manao hoe aoka aloha
Tena sahy mamaly milaza tsy mahay
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Koraita 2016
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 627
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 28/11/2024 09:12
