Rehefa tsy ianao dia iza indray (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Misy nzvigadh simqfpj amintsika mialangalana
Rehefa voatendry hanao asa iray
Mandà avy hatrany, aleo amaray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Fiv :
Ataovy ampitiavana
Fa aza atao adidy
Ny fanompoana
Tsy tokony hahakivy
Raha toa ka mandà ianao
Ny hanao asa iray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 2:
Misy voatendry hamaky teny
Dia mody fanina manilika ombieny
Ekeo fa asa io, napetraky ny Ray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 3:
Misy voatendry hivavaka ihany koa
Mangatak'andro, manao tvda hoe aoka aloha
Tena sahy mamaly tononkira.serasera.org milaza tsy mahay
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Koraita 2016
Misy nzvigadh simqfpj amintsika mialangalana
Rehefa voatendry hanao asa iray
Mandà avy hatrany, aleo amaray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Fiv :
Ataovy ampitiavana
Fa aza atao adidy
Ny fanompoana
Tsy tokony hahakivy
Raha toa ka mandà ianao
Ny hanao asa iray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 2:
Misy voatendry hamaky teny
Dia mody fanina manilika ombieny
Ekeo fa asa io, napetraky ny Ray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 3:
Misy voatendry hivavaka ihany koa
Mangatak'andro, manao tvda hoe aoka aloha
Tena sahy mamaly tononkira.serasera.org milaza tsy mahay
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Koraita 2016
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 626
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:12
