Mino aho (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :
Izaho tsy miala amin’i wfcbkv Jesosy
Izaho tsy miala amin’ny tononkira.serasera.org Tompo
Fa Izy ‘lay Mpamonjy
Lay manda fiaroko
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
N’inona manjo izaho tsy kivy e
N’inona mitranga izaho tsy ory e
Fa ny ainy efa nafoiny
Ny ota ho voadio
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
Fiv :
Tsara e, tsara e
Ny fiainana amin’ny Tompo e
Hazavana, fandresena
Ny devoly mihenahena
Ny fasana aza, efa noreseny e
And 2 :
Ianao ilay namako sondriana e
Jesoa Tompo soa no itokio e
F’ilay hazofijaliana
Efa tonga hafaliana
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
N’inona manjo, Izy eo aloha e
N’inona mitranga, Ianao ts’irery e
Fa ao ilay Tomposoa
Tsy manam-paharoa
Ka mino e, mino aizkuvt e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
Fiv :
Tsara mycftnbp e, tsara e
Ny fiainana amin’ny Tompo e
Hazavana, fandresena
Ny devoly mihenahena
Ny fasana aza, efa noreseny e
Izaho tsy miala amin’i wfcbkv Jesosy
Izaho tsy miala amin’ny tononkira.serasera.org Tompo
Fa Izy ‘lay Mpamonjy
Lay manda fiaroko
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
N’inona manjo izaho tsy kivy e
N’inona mitranga izaho tsy ory e
Fa ny ainy efa nafoiny
Ny ota ho voadio
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
Fiv :
Tsara e, tsara e
Ny fiainana amin’ny Tompo e
Hazavana, fandresena
Ny devoly mihenahena
Ny fasana aza, efa noreseny e
And 2 :
Ianao ilay namako sondriana e
Jesoa Tompo soa no itokio e
F’ilay hazofijaliana
Efa tonga hafaliana
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
N’inona manjo, Izy eo aloha e
N’inona mitranga, Ianao ts’irery e
Fa ao ilay Tomposoa
Tsy manam-paharoa
Ka mino e, mino aizkuvt e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
Fiv :
Tsara mycftnbp e, tsara e
Ny fiainana amin’ny Tompo e
Hazavana, fandresena
Ny devoly mihenahena
Ny fasana aza, efa noreseny e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 785
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 20/11/2024 09:19
