Mino aho (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :
Izaho tsy miala amin’i Jesosy
Izaho tsy miala amin’ny Tompo
Fa Izy ‘lay Mpamonjy
Lay manda fiaroko
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
N’inona manjo izaho tsy tononkira.serasera.org kivy e
N’inona mitranga izaho ubaewe tsy ory e
Fa ny ainy efa nafoiny
Ny ota ho voadio
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho

Fiv :
Tsara e, tsara e
Ny fiainana amin’ny atxgbq Tompo e
Hazavana, fandresena
Ny devoly mihenahena
Ny fasana aza, efa noreseny e

And 2 :
Ianao ilay namako sondriana e
Jesoa Tompo soa no itokio e
F’ilay hazofijaliana
Efa tonga hafaliana
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho
N’inona manjo, Izy eo aloha e
N’inona mitranga, Ianao ts’irery e
Fa ao lbxqy ilay Tomposoa
Tsy manam-paharoa
Ka mino e, mino e, mino aho
Ka mino e, mino e, mino aho

Fiv :
Tsara e, tsara e
Ny fiainana amin’ny Tompo e
Hazavana, fandresena
Ny devoly mihenahena
Ny fasana aza, efa noreseny e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1969