Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifohaza (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O mifohaza re, mifohaza
O mifohaza re, fa ny Tompo
Efa nitsangana ka tsy any,
Tsy any am-pasana
Tsy any amin'ny maty, sanatria
Tsy any amin'ny maty, no tononkira.serasera.org aleha
Ndeha hitadiavana an'izay,
Izay efa velona
And 1:
Ndeha ambarao amin'ny hafa
Ny renao anio
Zao no fotoana, Izy efa niantso,
Aoka ho ekena
Fa ny filazantsara
Dia ny Tompo tsitoha
Izy no ilay mpandresy,
Tsy voasakana
Fiv: ...
And 2:
Aza besbze matahotra foana
Na inona zavatra hanjo
Izy no momba tygf sy efa niaro
Ka aza manahy
Indro asehony anao ny tanany
Efa mitsotra
Miandry anao hanatona
Ka inona zlkbaq moa no andrasana
Fiv: ...
KORAITA 2014
O mifohaza re, fa ny Tompo
Efa nitsangana ka tsy any,
Tsy any am-pasana
Tsy any amin'ny maty, sanatria
Tsy any amin'ny maty, no tononkira.serasera.org aleha
Ndeha hitadiavana an'izay,
Izay efa velona
And 1:
Ndeha ambarao amin'ny hafa
Ny renao anio
Zao no fotoana, Izy efa niantso,
Aoka ho ekena
Fa ny filazantsara
Dia ny Tompo tsitoha
Izy no ilay mpandresy,
Tsy voasakana
Fiv: ...
And 2:
Aza besbze matahotra foana
Na inona zavatra hanjo
Izy no momba tygf sy efa niaro
Ka aza manahy
Indro asehony anao ny tanany
Efa mitsotra
Miandry anao hanatona
Ka inona zlkbaq moa no andrasana
Fiv: ...
KORAITA 2014
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 324
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 12/04/2025 21:04
