Mifohaza (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O nlmyenv mifohaza re, mifohaza
O mifohaza re, fa ny Tompo
Efa nitsangana ka tsy any,
Tsy any am-pasana

Tsy any amin'ny maty, sanatria
Tsy any amin'ny maty, no aleha
Ndeha jawv hitadiavana an'izay,
Izay efa velona

And 1:
Ndeha ambarao amin'ny hafa
Ny renao anio
Zao no fotoana, Izy efa niantso,
Aoka ho ekena
Fa ny filazantsara
Dia ny Tompo pfksst tsitoha
Izy no ilay mpandresy,
Tsy voasakana

Fiv: ...

And 2:
Aza matahotra foana
Na inona zavatra hanjo
Izy no momba sy efa niaro
Ka aza manahy
Indro asehony tononkira.serasera.org anao ny tanany
Efa mitsotra
Miandry anao hanatona
Ka inona moa no andrasana

Fiv: ...


KORAITA 2014

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0376