Anao hangina tö (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Misedra hakiviana be ianao
Sa tojo fahoriana
Ka mila tsy ho zakan'ny ewvejyxa sainao
Ny olana hijaliana
Tsarovy fa ny Tompo tsy mandao
Anilanao hatrany
Mijery sy miahy ny fiainanao
Mamafa ny tomany
Fiv :
Jehovah ndrô hiady ho anao
Jehovah ndrô hiady ho anao
Jehovah ndrô hiady
Fa anao hangina tö
And 2:
Mandalo fitsapana hwfle ve ianao
Tsy hita izay hombana
Mavesatra tokoa ny entanao
Noho ny fahotana
Ento amin'i Jeso ny olanao
Ento mba hovahany
Fa hainy avokoa zay tsy hainao
Ka tononkira.serasera.org matokia hatrany
And 3:
Na miondrika milofoka ianao
Jehovah hampitraka
Mafy ny fahoriana atrehanao
Jeso hiara-mizaka
Fa ny anjara sisa ataonao
Dia ny matoky Azy
Jehovah no nilaza taminao
Fa Izy ndrô htlmhwqw hiady
Misedra hakiviana be ianao
Sa tojo fahoriana
Ka mila tsy ho zakan'ny ewvejyxa sainao
Ny olana hijaliana
Tsarovy fa ny Tompo tsy mandao
Anilanao hatrany
Mijery sy miahy ny fiainanao
Mamafa ny tomany
Fiv :
Jehovah ndrô hiady ho anao
Jehovah ndrô hiady ho anao
Jehovah ndrô hiady
Fa anao hangina tö
And 2:
Mandalo fitsapana hwfle ve ianao
Tsy hita izay hombana
Mavesatra tokoa ny entanao
Noho ny fahotana
Ento amin'i Jeso ny olanao
Ento mba hovahany
Fa hainy avokoa zay tsy hainao
Ka tononkira.serasera.org matokia hatrany
And 3:
Na miondrika milofoka ianao
Jehovah hampitraka
Mafy ny fahoriana atrehanao
Jeso hiara-mizaka
Fa ny anjara sisa ataonao
Dia ny matoky Azy
Jehovah no nilaza taminao
Fa Izy ndrô htlmhwqw hiady
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 28/11/2024 09:17
