Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako Foana (Kimil)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org (Herinandro lasa izay
No nisarahanay
Malahelo lava 'zaho rô,
Mijaly eritreritra isan'andro
'Zany no niainako
Rah 'vao lasa ianao)x2
Réfrain:
Tiako foana lqprgrwy foana aaaa
Tsy mahafoy anao iaho, mbola tia
Tiako foana foana aaaa
Mifona aminao iaho
Miverena chérie
2. zixjerik Efa herinandro lasa izay
No nandehananao
Tsy tmvps tafandry mandry 'zaho rô
Mifona iaho, miverena rah' azo atao
Mijaly aho, marary aho
Réfrain: x3
No nisarahanay
Malahelo lava 'zaho rô,
Mijaly eritreritra isan'andro
'Zany no niainako
Rah 'vao lasa ianao)x2
Réfrain:
Tiako foana lqprgrwy foana aaaa
Tsy mahafoy anao iaho, mbola tia
Tiako foana foana aaaa
Mifona aminao iaho
Miverena chérie
2. zixjerik Efa herinandro lasa izay
No nandehananao
Tsy tmvps tafandry mandry 'zaho rô
Mifona iaho, miverena rah' azo atao
Mijaly aho, marary aho
Réfrain: x3
--------
Rohy:
Hevitra
fabfan03433
(
11/02/2019 11:11)
Hira tena isan'ny ankafizin'ny mpifankatia izy ity!
Ankafizo àry e!
Ankafizo àry e!
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KimilVangy : 2383
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fabfan03433
Daty : 17/02/2019 11:47
