Rendez-vous mariage (Kimil)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampidirin'i FRAPOLI RyanMaro 'reo tsy tia ny fiarahantsika a!
'Zegny tsy ahakivy 'zaho.
Mampitombo fitiavako anao
Na ino hidona na inon-kiantra e!e!e!
(Fitiavako anao tsy miôva! mitombo andro aman'alina)
(Instrum...)
Haiko fa maro 'reo manaratsy (Tsy raraiko any 'zany)
Maro koa ireo tsy tia a!
Mpanenjika toujours hafara a!!!
Aza kivy @zany malala a! {Bridge}
REF: (Anao tiako o!o!o!o! )x2
(Rdv tsika a! mariage e!) x2 (Bis)
(Instrumental...)
Agnilanao 'zaho falifaly e!e!e!
Lavitra anao 'zaho malahelo!
Ianao efa anjarako! tsy tiako ho lasan'ny olo
Bridge + REF
Eh! eh! eh!
(Instrum...)
REF: (Anao tiako o!o!o!o!o!) x2
(Rdv tsika mariage e!) x2.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KimilVangy : 822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsiksFrapoli
Daty : 11/06/2020 18:17