Fialonana (Kimil)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nadikan'i FRAPOLI Tsitsï RyanFialonana io tsy mampanjary
Fialonana io halan-janahary
Avelao ny namanao mba ahita fa aza sakanana
Avelao ny namanao mba tafita fa aza tohanana
REF:
Halan'olo, tian-janahary x2
Fialonana (Jalousie tsy mety x4) (Bis)
Aza sakananao ny havanao, raha mba mety ny fiainany
Aza gafinao ny namanao, raha mba mety ny asany/ avelao
Avelao ny namanao mba ahita fa aza sakanana
Avelao ny namanao mba tafita fa aza tohanana
REF: Halan'olo...
(Instrumental...)
REF: Halan'olo...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KimilVangy : 784
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsiksFrapoli
Daty : 11/06/2020 18:17