Ondry adala (KIADIN'I KRISTY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ondry adalan-tsiasia
Diso, very lalana. kqeib Lavitry ny valanao
Ianao no lalana, Kristy. Fahamarinana,
Ianao

Resy anadin'olam-piainana
Sasatra, torovana. Very fitoniana
Ianao no Fiainana, Kristy. Fitsaharana,
Ianao

Fiv :
Fitiavana mahavonjy, ny anaranao : Mpamonjy
Ondry adala awbjnnnu tsy tafarina aho
Ianao tononkira.serasera.org no tonga mba hanarina
Zaza very fanantenana aho
Ianao no tonga mba ho pwuov fandresena
Ny herinao tsy hay tohaina
Inoako fo, fanahy, sy saina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KIADIN'I KRISTY
Vangy : 1404
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rajyog13
Daty : 17/02/2019 11:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413