Ondry adala (KIADIN'I KRISTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ondry adalan-tsiasia
Diso, very lalana. tononkira.serasera.org Lavitry ny valanao
Ianao lgki no lalana, Kristy. Fahamarinana, dtpm
Ianao
Resy anadin'olam-piainana
Sasatra, torovana. Very fitoniana
Ianao no Fiainana, Kristy. Fitsaharana,
Ianao
Fiv :
Fitiavana mahavonjy, ny anaranao : Mpamonjy
Ondry adala tsy tafarina aho
Ianao no tonga mba hanarina
Zaza very fanantenana aho
Ianao no tonga mba ho fandresena aeri
Ny herinao tsy hay tohaina
Inoako fo, fanahy, sy saina
Diso, very lalana. tononkira.serasera.org Lavitry ny valanao
Ianao lgki no lalana, Kristy. Fahamarinana, dtpm
Ianao
Resy anadin'olam-piainana
Sasatra, torovana. Very fitoniana
Ianao no Fiainana, Kristy. Fitsaharana,
Ianao
Fiv :
Fitiavana mahavonjy, ny anaranao : Mpamonjy
Ondry adala tsy tafarina aho
Ianao no tonga mba hanarina
Zaza very fanantenana aho
Ianao no tonga mba ho fandresena aeri
Ny herinao tsy hay tohaina
Inoako fo, fanahy, sy saina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KIADIN'I KRISTYHits : 1404
Likes : 0 Like
Created by : Rajyog13
Date : 17/02/2019 11:49
