Ondry adala (KIADIN'I KRISTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tzssjqav Ondry adalan-tsiasia
Diso, very lalana. Lavitry ny valanao
Ianao no lalana, Kristy. Fahamarinana,
Ianao
Resy anadin'olam-piainana iiwp
Sasatra, torovana. Very fitoniana
Ianao no Fiainana, Kristy. Fitsaharana,
Ianao
Fiv :
Fitiavana sgfm mahavonjy, ny anaranao : Mpamonjy
Ondry adala tsy tafarina aho
Ianao no tonga mba hanarina
Zaza very fanantenana aho
Ianao no tonga mba ho fandresena
Ny herinao tsy tononkira.serasera.org hay tohaina
Inoako fo, fanahy, sy saina
Diso, very lalana. Lavitry ny valanao
Ianao no lalana, Kristy. Fahamarinana,
Ianao
Resy anadin'olam-piainana iiwp
Sasatra, torovana. Very fitoniana
Ianao no Fiainana, Kristy. Fitsaharana,
Ianao
Fiv :
Fitiavana sgfm mahavonjy, ny anaranao : Mpamonjy
Ondry adala tsy tafarina aho
Ianao no tonga mba hanarina
Zaza very fanantenana aho
Ianao no tonga mba ho fandresena
Ny herinao tsy tononkira.serasera.org hay tohaina
Inoako fo, fanahy, sy saina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KIADIN'I KRISTYHits : 1403
Likes : 0 Like
Created by : Rajyog13
Date : 17/02/2019 11:49
