Jesoa no Mpamonjy (KIADIN'I KRISTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitondra vonjy ho ahy tononkira.serasera.org Jesoa raha tao amin'ny sarotra aho
Nitondra hazavana ho ahy Jesoa raha tao amin'ny aizina aho
Nanome toky ahy Jesoa fa amin'ny fiainako
N'inon'inona hihatra Izy dia tsy handao (2)
Jesoa (4) hitondra vonjy koa xnikfamw ho anao
Jesoa (4) hazavana koa ho anao
Jesoa tokana ihany no hanampy anao
Ny fitiavany valio fa tsy hanenenanao (2)
Raha semban-drahona aza izao ny masoandrom-piainako
Izaho dia hatoky ary koa bmrkb tsy hanahy, haiko f'efa ao Jesoa
Inoako fa Izy no hiady ho ahy
Izay dia hampahery ahy
Satria ny ràny aza efa nalatsany ho fanavotany ahy
Satria ny ràny aza efa nalatsany mjwluwy ho fanadiovana ahy
Fiverenana :
Jesoa....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KIADIN'I KRISTYVisites : 1974
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hjl.haja
Date : 21/01/2016 15:25