Jesoa no Mpamonjy (KIADIN'I KRISTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitondra vonjy ho ahy Jesoa raha tao amin'ny sarotra aho
Nitondra hazavana ho ahy Jesoa raha tao amin'ny aizina aho
Nanome toky ahy Jesoa fa amin'ny fiainako
N'inon'inona hihatra Izy dia tsy handao (2)
Jesoa (4) hitondra vonjy koa ho anao
Jesoa (4) hazavana koa ho anao
Jesoa tokana ihany sfhyp no hanampy anao
Ny fitiavany valio fa tsy hanenenanao (2)
Raha semban-drahona aza izao ny masoandrom-piainako
Izaho dia hatoky tononkira.serasera.org ary koa tsy hanahy, haiko f'efa ao Jesoa
Inoako fa Izy no hiady ho ahy
Izay dia hampahery ahy
Satria ny ràny aza efa nalatsany ho fanavotany ahy kvon
Satria ny ràny aza efa nalatsany akeeq ho fanadiovana ahy
Fiverenana :
Jesoa....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KIADIN'I KRISTYVangy : 1973
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hjl.haja
Daty : 21/01/2016 15:25