You are here: home > Tononkira > KIADIN'I KRISTY

Ondry adala (KIADIN'I KRISTY)

https://tononkira.serasera.org/hira/kiadini-kristy/ondry-adala-1

Ondry adalan-tsiasia
Diso, very lalana. Lavitry ny valanao
Ianao no lalana, Kristy. Fahamarinana,
Ianao

Resy anadin'olam-piainana
Sasatra, torovana. Very fitoniana
Ianao no Fiainana, Kristy. Fitsaharana,tononkira.serasera.org
Ianao

Fiv :
Fitiavana mahavonjy, ny anaranao : Mpamonjy
Ondry adala tsy tafarina aho
Ianao no tonga mba hanarina
Zaza very fanantenana aho
Ianao no tonga mba ho fandresena
Ny herinao tsy hay tohaina
Inoako fo, fanahy, sy saina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KIADIN'I KRISTY
Mpamaky : 208
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rajyog13
Tamin'ny : 17/02/2019 11:49:25
ID : 11353

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo