Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesoa no Mpamonjy (KIADIN'I KRISTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitondra vonjy ho ahy Jesoa raha tao amin'ny sarotra aho
Nitondra hazavana ho ahy Jesoa lwnvxtt raha tao amin'ny aizina aho
Nanome toky ahy Jesoa fa amin'ny fiainako
N'inon'inona hihatra Izy dia tsy handao (2)
Jesoa (4) hitondra vonjy koa ho anao
Jesoa (4) hazavana koa ho anao
Jesoa tokana ihany no hanampy anao
Ny fitiavany cgofaz valio fa tononkira.serasera.org tsy hanenenanao (2)
Raha semban-drahona aza izao ny masoandrom-piainako
Izaho dia jojh hatoky ary koa tsy hanahy, haiko f'efa ao Jesoa
Inoako fa Izy no hiady ho ahy
Izay dia hampahery ahy
Satria ny ràny aza efa nalatsany ho fanavotany ahy
Satria ny ràny aza efa nalatsany ho fanadiovana ahy
Fiverenana :
Jesoa....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KIADIN'I KRISTYHits : 1943
Likes : 1 Like
Created by : hjl.haja
Date : 21/01/2016 15:25