Raha misy ny atao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ny atao mora aminao ve ny mampanantena
Raha misy ny omena hay krmomb hojerena ireo mampahonena
Mafimafy ihany anie izato onjan’ny fiainana eto an-tany
Ny herinao ihany no hany azonao ianteherana.
Raha misy ny marina tsara ho fantarina amin’ity fiainana
Sarotra ihany ny ho tonga amin’izany ka lasa ny fisainana

Ny herinao ihany no tononkira.serasera.org hany azonao ianteherana.
Mitsangàna aza daibeq kivy ianao, zory mmvpvij izato làlanao
Ny masoandro mbola eo koa hanazava ny maraina vaovao
Mitsangàna aza kivy ianao ny soa anie ho lasa ihany
Ny fiainanao mitohy hatrany
Mitohy hatrany hatrany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 2810
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/04/2014 22:49