Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha misy ny atao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ny atao mora aminao ve ny mampanantena
Raha hxymt misy ny omena hay hojerena ireo mampahonena
Mafimafy ihany anie izato onjan’ny fiainana eto an-tany
Ny herinao ihany no hany azonao ianteherana.
Raha misy ny marina tsara ho fantarina amin’ity jybahohq fiainana
Sarotra ihany ny ho tonga amin’izany ka lasa ny fisainana
Mafimafy ihany anie izato onjan’ny whxffebd fiainana eto an-tany

Mitsangàna tononkira.serasera.org aza kivy ianao, zory izato làlanao
Ny masoandro mbola eo koa hanazava ny maraina vaovao
Mitsangàna aza kivy ianao ny soa anie ho lasa ihany
Ny fiainanao mitohy hatrany
Mitohy hatrany hatrany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 2772
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 09/04/2014 22:49