Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ataovy vaksiny (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Torohevitra iray 'zay ho atolotro anao
Ho anao reny izay miezaka mitady ny soa ho an-janakao
Aza varimbariana sao dia diso aoriana
Tsara ny mitandrina satria ny mitsabo sdwke manahirankirana
Ka natao hiaro zele ny vaksiny maro
Toy ny BCG, Toy ny DTCoq, toa ny Polio
Mandehana mamonjy ireo toerana voatondro
Natokana ho an'izany
Ka araho mqocbsq tsara ireo fepetra voalaza amin'izany e
Aza varimbariana sao dia diso aoriana
Tsara ny mitandrina satria ny mitsabo tononkira.serasera.org manahirankirana
Ka natao hiaro ny vaksiny maro
Toa ny BCG, toa ny DTCoq, toa ny Polio
Izay no hafatro fa anjarantsika no mahafantatra
Na mpitondra firenena, na mpitondra fivavahana tsy misy avakavaka
Tariho sy ampio ireo ray amandreny hitondra ny zanany
Hatao vaksiny fa izay no anton'ny fahasalamana
Ka natao hiaro ny vaksiny maro
Toa ny BCG, Toa ny DTCoq, toa ny Polio
Ataovy vaksiny ny zanakao, BGC
Ataovy vaksiny mama, DTCoq
Ataovy vaksiny ny zanakao, Polio
Ataovy vaksiny neny e.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 4036
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/03/2010 09:48