Ataovy vaksiny (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Torohevitra iray 'zay ho atolotro anao
Ho anao reny mibk izay miezaka mitady ny soa ho an-janakao
Aza varimbariana sao dia diso aoriana
Tsara ny mitandrina satria ny mitsabo manahirankirana
Ka natao hiaro ny vaksiny maro
Toy ny BCG, Toy gztvyl ny DTCoq, toa ny Polio
Mandehana mamonjy ireo toerana voatondro
Natokana ho an'izany
Ka araho tsara ireo fepetra voalaza amin'izany e
Aza varimbariana sao tononkira.serasera.org dia diso aoriana
Tsara ny mitandrina satria ny mitsabo manahirankirana
Ka natao hiaro ny vaksiny maro
Toa ny BCG, toa ny DTCoq, toa ny Polio
Izay no hafatro fa anjarantsika no mahafantatra
Na mpitondra firenena, na mpitondra fivavahana tsy misy avakavaka
Tariho sy ampio ireo ray amandreny hitondra ny zanany
Hatao vaksiny fa izay no anton'ny fahasalamana
Ka natao hiaro ny vaksiny maro
Toa ny BCG, Toa ny DTCoq, toa ny Polio
Ataovy vaksiny ny zanakao, BGC
Ataovy vaksiny mama, DTCoq
Ataovy vaksiny ny zanakao, Polio
Ataovy vaksiny neny e.
wwgf

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 4034
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 15/03/2010 09:48