mahereza mianatra (kamaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAHEREZA saojh MIANATRA
mahereza mianatra antsika mpianatra a
aza mora tononkira.serasera.org kivy tsy afaka indray mandeha
tsy fahafaham-panadinana aza atao mahaketraka
mangala koa amaregna (2 fois)
aza kivy mahereza cstwqa re
papanao mbola miantoka anao
miezaka ny hatafitanao kara olo-jiaby
aza kivy mahereza re
papanao mbola miantoka anao
mandra-pahavitan'ny fianaranao any ambony e
ny lova fzltk tsara indrindra dia ny fahaizana
mianatra mamindra vao mahay mandeha
tsisy olona ambon'ny tany tsy nianatra nahay
miezaka vao tafita
aza kivy mahareta re
mamanao mbola miantoka anao
miezaka ny hahatafita anao kara olo-jiaby
aza kivy mahareta re
mamanao mbola miantoka anao
mandrapahavitan'ny fianaranao any ambony e
(feonkira)
aza kivy mahareta re
mamanao mbola miantoka anao
mandrapahavitan'ny
fianaranao any ambony e
A/C : KAMALY

--------
Rohy: