ombilahy nilela-bato (kamaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
OMBILAHY NILELA-BATO

Atsinanana hony fivoahan’ny le masoandro oh !
Atsinanana hony fivoahan’ny le masoandro oh !
Antegna tsy manana hony ara hevoan-dramalala e!
Masoandro manarantaragna e
Nombako niarankaragna e

Ombilahy nilela-bato izy igny aro
tany mahazatra mahavelogno
Ombilahy nilela-bato izy igny aro
tany mahazatra mahavelogno

Nandeha niambina aomby zaho ara
Nandeha niambina aomby zaho aro
Amorontsiraky Mahatsara e!
Rigniko aby alambiavy nikiti-/bady

Izaho managny le bontolo mijaly e!
Izaho managny sola pegna mijaly e!

Orana lehibe Andrafotrako andrano iry
Antena tsy manana hanafosafo andragno my
laoka lehibe tilapia andrano iry
Antena tsy maro mankatia itogna my

Ombilahy nilela-bato izy igny aro
tany mahazatra mahavelogno
Ombilahy nilela-bato izy igny aro
tany mahazatra mahavelogno

Mangodohodo oh! Ambodiriana e!
Mandrivo megna i Sakanila
Oh! ia e e! megna loatra i andro
Ameo rano koa zaho zany torana loatra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : kamaly
Vangy : 135
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kamaly12
Daty : 21/02/2024 09:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731