hosika laza (kamaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                                              hosika laza
Ie e e e e eh
Ie e e e e eh
Oan an an an
Ombilahy marangitra mahery e
Tonga ambany tanàna mitregna e
Magnanova fiana  e la hody e

Araby e antegnantegnan-tanàna e e eh
Araby e antegnantegnan- tanàna e e eh
Tangalamena e Ray aman-dReny an-tanàna
Raha marangitra aomby
Marangitra zaza e
Marangitra zaza  e marangitra aomby
Andrio magnantso hilaza eh

Jerijery ramalala e
Rozirozy ramalala e
Andosy mandeha amin’ny tany
lavitra zaho aletsy e
mahalala mody e aro zaho eh

Fongilofongiloky tegna-rano
salakindra mivoaka de ambinagny
aza mihinikinika izegny hagnano
fa samy mizaky fantany antsena niany
taratasy bitika tembatra io
misy kasoka bitika tendak’io

aleoko misotro limonady
ka toy izay hiady amin’kamarady
ihy!
(mahalala mody e aro zaho)
Hatsiarovako an-dramalalamoko ara
izy koa antegna tsy salama moko ara
voakolokolo voakarakara moko aro
mamoetipoetka somondrara aro zaho e

                   KAMALY


                                                            
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : kamaly
Vangy : 148
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kamaly12
Daty : 21/02/2024 09:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736