sandramanongy (kamaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sandramanongy

eza aby andrio alaniny ambadika akao e
tongava aby ara

tangalamena aro manantso o o
tangalamena aro manantso o o
Vavanjaka mikorana e e
vahiny nantsovane mitongava e e
zehe manantso andrio mbola matoky e e
nifatorana ambadik'io i Levanga e e
torotrano hivantanandrio efa mandiny e e

i Sandramanongy any ara
tenaranon'i Vatomandry zio angahy e
na koa manina mahatsiaro anay e
adiresy mbola tsy niova tongava e

avoahy betsa e
taovy tsara taovy tsara
mbara tsy mampiady
iii vahao bitika koa aloha levanga io ara
akeza i ampitologna ;akeza i ampitologna e

eo a raloba
sangatrika e
eo a basesa a
samby raha reka
fombandrazana
aza ariana e
aza ariana e

zany zany azalahy hosika laza basesa
fombane ro izio o tsy adino tsy ariana(4 fois)

KAMAL (0347444141)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : kamaly
Vangy : 141
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kamaly12
Daty : 21/02/2024 09:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0788