mahereza mianatra (kamaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAHEREZA MIANATRA

mahereza mianatra antsika mpianatra a
aza mora kivy tsy afaka indray mandeha
tsy fahafaham-panadinana aza atao mahaketraka
mangala koa amaregna (2 fois)

aza kivy mahereza re
papanao mbola miantoka anao
miezaka ny hatafitanao kara olo-jiaby
aza kivy mahereza re
papanao mbola miantoka anao
mandra-pahavitan'ny fianaranao any ambony e

ny lova tsara indrindra dia ny fahaizana
mianatra mamindra vao mahay mandeha
tsisy olona ambon'ny tany tsy nianatra nahay
miezaka vao tafita

aza kivy mahareta re
mamanao mbola miantoka anao
miezaka ny hahatafita anao kara olo-jiaby
aza kivy mahareta re
mamanao mbola miantoka anao
mandrapahavitan'ny fianaranao any ambony e

(feonkira)
aza kivy mahareta re
mamanao mbola miantoka anao
mandrapahavitan'ny
fianaranao any ambony e
A/C : KAMALY
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : kamaly
Hits : 138
Likes : 0 Like
Created by : kamaly12
Date : 21/02/2024 09:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719