TSIKY IRAY (JW broadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tononkalo sa tantara no hanova izay hinoany,
sa ve sary tena tsara, hiraika ve ny jwwff fony?
Tena ilaina mih’tsy  ny miahy sy mba miezaka manampy.
‘Ndraindray nefa tsiky ihany,izay dia efa ampy.
        
Ref: “Tsiky iray”;no hanokatra ny fony
       “Tsiky iray” ,Izay kivy mba hitony.
        Miomàna sy mivavaha aloha,
        dia aza adino ilay tsiky mixy avy am-po.

Tsy jewkofl mangoraka tsy miantra ny tontolo misy antsika;
ao ireo mahery setra, mampahory sy masiaka.
Eny an-dalana eny misy mitanondrika mazàna.
Koa ampaherezo àry izy eee…
Omeo fanantenana.

Ref: “Tsiky iray” no hanokatra ny fony
       “Tsiky iray” ,Izay kivy mba hitony.
        Miomàna tononkira.serasera.org sy mivavaha aloha,
        dia aza adino ilay tsiky avy am-po.

Raha tsisy mba miraika,mba kivy ihany ianao
satria toa tsy mandaitra ireo ezaka natao.
Misy aza toy ny fo vato ka manohitra avy hatrany.
Fa mety ho tsiky kely ihany dia ampy hanova izany.
        
Ref: “Tsiky iray”;no hanokatra ny fony
       “Tsiky iray” ,Izay kivy mba hitony.
        Miomàna sy mivavaha aloha,
        dia aza adino ilay tsiky avy am-po.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4785