TSIKY IRAY (JW broadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tononkalo sa tantara hvglp no hanova izay hinoany,
sa ve sary tena tsara, hiraika ve ny fony?
Tena ilaina mih’tsy ny muhmysv miahy sy mba miezaka manampy.
‘Ndraindray nefa tsiky ihany,izay dia efa ampy.
Ref: “Tsiky iray”;no hanokatra ny fony
“Tsiky iray” ,Izay kivy mba hitony.
Miomàna sy mivavaha aloha,
dia aza adino ilay tsiky avy am-po.
Tsy mangoraka tsy miantra ny tontolo misy antsika;
ao ireo mahery setra, mampahory sy masiaka.
Eny an-dalana eny misy mitanondrika tononkira.serasera.org mazàna.
Koa ampaherezo àry izy eee…
Omeo fanantenana.
Ref: “Tsiky iray” no hanokatra ny fony
“Tsiky iray” ,Izay kivy mba hitony.
Miomàna sy mivavaha aloha,
dia aza adino ilay zqaxwrc tsiky avy am-po.
Raha tsisy mba miraika,mba kivy ihany ianao
satria toa tsy mandaitra ireo ezaka natao.
Misy aza toy ny fo vato ka manohitra avy hatrany.
Fa mety ho tsiky kely ihany dia ampy hanova izany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JW broadcastingHits : 1565
Likes : 0 Like
Created by : Mamatra
Date : 14/03/2020 19:31