Vonimboahirana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonimboahirana an-dranomaria,
avela hiroboka izay tena tia;
f'izahay tsy mba zatra mahay milomano,
ka sao rendrik' ao ka mahita angano.
Natao ny fitiavako ho volamena,
tononkira.serasera.org ka ho sahy sedra tsy lefin'asidra.
Nampoiziko ho tovony ho sahy fanekena,
qhswtp kinanjo kanosa e,tsy mba tia gidragidra.
Ny samy hafa foko tsy miray volo,
angidina ianao re f' izaho kosa lolo:
ny iray any an-kady, ny iray an-tendron-kazo.
Ny iray any an-kady, ny krfn iray ery an-tendron-kazo,
tfenzuq dia tapaka io fa tsy mifankahazo,
dia tapaka io fa tsy mifankahazo...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 2183
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : elonty
Daty : 09/05/2017 19:38