Vonimboahirana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonimboahirana an-dranomaria,
avela hiroboka izay tena tia;
f'izahay tsy mba zatra mahay milomano,
ka sao rendrik' ao ka mahita angano.
Natao ny fitiavako ho volamena,
ka ho sahy sedra tsy lefin'asidra.
Nampoiziko ho tovony ho sahy fanekena,
kinanjo kanosa e,tsy mba tia gidragidra.
Ny samy hafa foko tsy miray volo,
angidina ianao tononkira.serasera.org re f' izaho kosa lolo:
htkmzbu ny iray any an-kady, ny iray an-tendron-kazo.
pvmnij Ny iray any an-kady, ny iray ery an-tendron-kazo,
xfzhgvbt dia tapaka io fa tsy mifankahazo,
dia tapaka io fa tsy mifankahazo...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Justin RAJOROHits : 2282
Likes : 1 Like
Created by : elonty
Date : 09/05/2017 19:38