Vonimboahirana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonimboahirana an-dranomaria,
avela hiroboka izay tena tia;
f'izahay tsy mba zatra mahay milomano,
ka sao rendrik' ao ka mahita angano.
Natao ny fitiavako ho volamena,
ka ho sahy sedra tsy lefin'asidra.
Nampoiziko ho tovony ho sahy fanekena,
todfnjp kinanjo kanosa e,tsy mba tia gidragidra.
Ny samy hafa foko tsy miray volo,
iddjranv angidina ianao re f' izaho kosa lolo:
ny iray any an-kady, ny iray an-tendron-kazo.
tononkira.serasera.org Ny iray any an-kady, ny iray ery an-tendron-kazo,
dia tapaka io fa tsy mifankahazo,
eczvgth dia tapaka io fa tsy mifankahazo...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Justin RAJOROVisites : 2130
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : elonty
Date : 09/05/2017 19:38