TSOFIKO RANO RAFARANIAINA (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsofiko rano(basse)
Tsofiko rano Rafaraniaina
Hahatontosa ny zavatra tononkira.serasera.org ilaina
Tsy hisy kliiphh hisakana itony fitia
Satria ianareo efa tyviz vita sonia

(miverina in-droa)

Ny angolam-pitiavanareo hamafiso(basse/bis)
Fa ny fanantenana efa diso (bis)
Ry velona koa ny eto anie ngirifiry
Ny adidy aminao ambolen-tsy maniry

Fa ny ahiahy razandry atsaharo (bis)
Ianao sy ny tiana efa vita mpiaro (bis)

Ny adidin-dRamialy efa tapitra teo (vehivavy)
Na soa na ratsy inty ny havanareo

Na yxocgsm soa anie na ho ratsy(miaraka)
Ento fa havanareo


Justin RAJORO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122