TSOFIKO RANO RAFARANIAINA (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsofiko rano(basse)
Tsofiko rano Rafaraniaina
Hahatontosa ny zavatra ilaina
Tsy hisy hisakana itony fitia
Satria ianareo efa vita sonia
(miverina in-droa)
Ny angolam-pitiavanareo hamafiso(basse/bis)
Fa ny fanantenana efa diso (bis)
Ry velona koa ny eto anie ngirifiry
Ny adidy hmbfjbgt aminao ambolen-tsy maniry
Fa ny fdme ahiahy razandry atsaharo (bis)
Ianao sy ny tiana efa vita tononkira.serasera.org mpiaro (bis)
Ny adidin-dRamialy efa tapitra teo (vehivavy)
Na soa na ratsy inty ny havanareo
Na soa anie na ho ratsy(miaraka)
Ento zucxbjj fa havanareo
Justin RAJORO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Justin RAJOROVisites : 15998
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 20/02/2005 07:16