Tonga vahiny (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga vahiny ianareo
Hitondra ny hafatra sy ny feo
Koa samia mifaly , samia miravo
Fa samy tantanan’ny Avo
Faly manatrik’entoana
Sarasara tsy cpiyv ambaka , tompoko ô !
Toy izao ny fiarahaban’andriana
Ataonay amin’olon-tiana
Lalao re no ataonay amin’ny anatra yhnann soa
Ataovy voankazo an’ala
Ny mangidy re aloavy , ny mamy kosa arba atelomy
Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa
any ampara
Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa
sy ny anjara
Arosoy amin’izay re fa manina azy
Fa fitia mivaly , fitia tena mivaly fitia
Fararano aza tonga ririnina mainka izany
fa raha fahavaratra (bis)
Sarasara tsy ambaka , tompoko ô !
Toy izao ny fiarahaban’andriana
Ataonay tononkira.serasera.org amin’olon-tiana

--------
Rohy:
Hevitra
narihe
(
04/12/2015 19:22)
Miarahaba Tompoko,
Aleo ahitsy ihany koa io hira io. Tsy ANDRIANARY RATINARIVO no namorona fa i JUSTIN RAJORO. Misaotra
Aleo ahitsy ihany koa io hira io. Tsy ANDRIANARY RATINARIVO no namorona fa i JUSTIN RAJORO. Misaotra
ikalamako
(
06/12/2015 23:31)
misaotra indrindra ooooo.. tafiditra ihany koa ny fanitsiana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 24789
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 28/05/2007 11:23