Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Vakanay (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy taiza 'zato ianareo ?,
avy tany amoron'ny ala.
Naninona tany amoron'ny ala ?,
nanefy vilany bonaika.
Atao inona vilany bonaika ?,
hametrahan-tohontantely.
Atao inona tohontantely ?,
yeoo hotsetsefin'ny Telonohorefy.
Mba homba anareo 'zahay,hiarak'hitady ny soa ;
very vakan'izahay ka andraso kely aloha.
Vakan'inona lazao,efa tonta sa vaovao ?,
tena vao dia vao tokoa,jijikely soa dia soa.
Hitanay tary ho ary, tsy navela hankety !
Kilalaoko tsy omeko an-drî, kilalaoko tsy omeko an-drî,
aok'etsy dia aok'etsy.
Hitanay ihany ny vakanay ;
kubdbcl lasa omaly ka tonga indray ;
nozonin-k'hofaty vao ela velona,
lazaina tsy hita vao 'ty mitranga.
Midira midira ny akanganay,
mlywwgmg lasa omaly ka tonga indray ;
nozonin-k'hofaty vao ela velona,
tononkira.serasera.org lazaina tsy hita vao 'ty mitranga.
Midira midira ny akanganay,
lasa omaly ka tonga indray,
lasa omaly ka tonga indray...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 2029
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : elonty
Daty : 09/05/2017 19:12