Ny Vakanay (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy taiza 'zato ianareo ?,
avy tany amoron'ny ala.
Naninona tany amoron'ny ala ?,
nanefy vilany bonaika.
Atao inona vilany bonaika ?,
hametrahan-tohontantely.
Atao inona tohontantely ?,
hotsetsefin'ny Telonohorefy.
Mba homba anareo 'zahay,hiarak'hitady ny soa ;
very vakan'izahay ka andraso kely aloha.
Vakan'inona lazao,efa tonta sa vaovao ?,
tena vao dia vao tokoa,jijikely soa dia soa.
Hitanay tary ho ary, tsy navela hankety !
xpicpbw Kilalaoko tsy omeko an-drî, kilalaoko tsy omeko an-drî,
aok'etsy dia aok'etsy.
fqkjj Hitanay ihany ny vakanay ;
lasa omaly ka tonga indray ;
nozonin-k'hofaty vao ela velona,
tononkira.serasera.org nepkis lazaina tsy hita vao 'ty mitranga.
Midira midira ny akanganay,
lasa omaly ka tonga indray ;
nozonin-k'hofaty vao ela velona,
lazaina tsy hita vao 'ty mitranga.
Midira midira ny akanganay,
lasa omaly ka tonga indray,
lasa omaly ka tonga indray...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Justin RAJOROVisites : 2028
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : elonty
Date : 09/05/2017 19:12